♦ Natokan'ny Fivondronamben'ny Eveka Katôlika eto Madagasikara hivavahana manokana ho an'ireo Malagasy havana matin'ny loza samihafa nitranga teto amin'ny firenena, ny andron'ny talata 28 desambra... ♦ Nisokatra nanomboka androany, mandray an-tanana ireo mararin'ny Covid-19 "forme modérée" ny CTC eny Soamandrakizay... ♦ Mitaky ny tsy hampiharana ny lalana vaovao mifehy ny fananan-tany, nolanian'ny parlemantera tamin'ity taona ity sy nankatoavin'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana, ny Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra Nasionaly...

♦ Tontosa ny maraina teo ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny Kolonely Rakotomiliharison Hery Fanomezantsoa... ♦ Ilaina ny fitandremana amin'ny fiatrehana ny fety satria ahiana tsy hijanona hiakatra indray ny antontanisa momba ny Covid-19 raha tsy tratra ny "pic", hoy ny mpitsabo... ♦ Samy nanao izay ho afany ny tsirairay manoloana ny fiatrehana ny fetin'ny Noely, raha ny fanadihadiana natao...

♦ Ho tanterahana anio amin'ny 10 ora maraina etsy amin'ny BANI Ivato ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny Kolonely Rakotomiliharison Hery Fanomezantsoa... ♦ Arahanao ato anatin'izao vaovao izao ny resaka nataon'ny SEG, momba iny fianjeran'ny angidimby tany an-dranomasina iny... ♦ Tahina Malala Rambeloarisoa kosa no nahazo ny laharana voalohany tamin'ilay fifaninanana ohabolana an-tsarimihetsika...

♦ Hita androany tolakandro ny vatana mangatsiakan'ny mpanamory ilay angindimby nianjera tany an-dranomasina ny alatsinainy teo... ♦ Ny vintana sy ny fitahiana no nahavotra ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, raha ny fanazavana nentiny androany, nanoloana io loza io... ♦ Nozaraina androany ny valisoa tamin'ilay fifaninanana horonan-tsary fohy hanazavana ohabolana. Tetik'asa novolavolain'ny Média Don Bosco izy ity, novatsian'ny UNESCO vola...

[Vaovao manokana] Alakamisy 17 avrily 2025

Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...