♦ Nisy novàna anarana ny ministera anatin'ny governemanta vaovao, nisy ny nozaraina roa ary misy ny nasiana ministera lefitra... ♦ Tanterahina anio sy rahampitso any Malawi ny fihaonana an-tampon'ireo filoham-panjakàna avy amin'ny firenena mpikambana ao amin'ny SADC, isan'izany ny filoha Andry Rajoelina... ♦ 200 000 daozy ny vaksiny fatra faharoa amin'ny Astrazénéca, tonga eto Madagasikara, hisokatra sy hiasa manomboka amin'ity herinandro ity ireo toerana hanaovana ny vaksinin'ny Covid, mandavan-taona...

♦ Miisa 32 ny mpikambana anatin'ny governemanta vaovao tarihan'Andriamatoa Ntsay Christian, nampahafantarina tamin'ny fomba ôfisialy omaly hariva... ♦ Contrat-Programme-Résultat, ireo no fepetra mifehy ny mpikambana anatin'ny governemanta hoy ny Filoha Andry Rajoelina... ♦ Nanamarika ny 15 aogositra natokana ahatsiarovana ny nampiakarana an'i Masina Maria any an-danitra ny mpino katôlika manerantany, omaly... ♦ Handavan-taona amin'izay ny fanaovana vaksiny covid-19... 

♦ Manomboka miakatra ny vokatra any amin'ny faritra atsimon'ny Faritra Anosy sy Androy amin'izao fotoana izao. Mbola mafy kosa ny kere any amin'ny tapany avaratr'ireo Faritra ireo, hoy ny CFM... ♦ Tokan-trano sahirana miisa 500 no nisitraka ny tetik'asa "Ankohonana Miatrika" tao amin'ny Kaominina Mahereza-Ambohidratrimo... ♦ Mitaky hatrany ny mangarahara sy ny tokony handinihina lalina ny fomba ametrahana ny Tahiry Malagasy ho an'ny fampiasam-bola mahaleo-tena ny firaisa-monim-pirenena...

♦ Nolanian'ny antenimera mpanao lalàna avokoa ireo volavolan-dalàna miisa 5 naroso nodinihin'izy ireo. Nifarana omaly hariva ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa... ♦ Natao ankamehana ny fandinihana sy ny fandanian'ny antenimiera mpanao lalàna ny volavolan-dalàna momba ny FSM hoy ny fiaraha-monim-pirenena... ♦ Hametraka tolo-kevitra ao anatin'ny soatoavina "Tolo-tanana" ho an'ny filoham-pirenena Andriamatoa Monja Roindefo hanatsaràna ny fidiram-bolam-panjakàna...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 2 desambra 2024

  • Nosantarina tao amin'ny Distrikan'Ankilikoaka ny fidinana ifotony amin'ny fampiofanana ny katesista, ao amin'ny Diôsezin'i Toliara...
  • Asandrato ny lohanareo ary manana fo velona sy mazava, io no votoatin'ny fampianaran'ny Papa François, talohan'ny vavaka Angelus ny 1 desambra 2024...
  • Niangavy ireo mpanao pôlitika Libanais rehetra ny Papa François, mba hifidianan'izy ireo Filohan'ny Repoblika faran'izay haingana indrindra...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...