♦ Lany tsy nasiam-panovàna sy tsy nasiam-panitsiana teny amin'ny Antenieram-pirenena eny Tsimbazaha, omaly 23 novambra ny LFI 2022... ♦ Be loatra ny fitsabahana amin'ny famerana ny saran-dalana hoy ireo mpitatitra ka antony mbola mampiady hevitra ny mpitatitra sy ny fitondrana, mikasika ny sara-dalana... ♦ Marobe ireo entana, sakafo lany daty, efa maherin'ny 2 000 karazana, no tra-tehaka tany an-drenivohitr'i Tsiroanomandidy, nodorana omaly izany...
♦ Ny fanamafisana ny fahafahana marina amin'ny alalan'ny fampiasana ny fisokafana ara-toe-karena sy ny fampiasana ny nomerika stratejika no lohahevitra hifantohan'ny fivoriana an-tampony faha-21-ny COMESA, atao any Ejipta... ♦ Nivoaka tsikelikely ny efitrano fivoriana ary tsy nandany ny LFI ny solombavambahoaka TIM, omaly... ♦ Hanao fanadihadiana Maharitra eny anivon'ny Tokantrano na ny EPM isika amin'ity taona 2021 ity, sivy taona aty aorian'ny fanadihadiana farany...
♦ Natomboka tamin'ny fomba ôfisialy androany ny fanadihadiana maharitra eny anivon'ny tokantrano, taona 2021. Hampiasa ny teknôlôjia misy amin'ny alalan'ny tablette ny INSTAT, hanangonana ny antontan-kevitra amin'ny tokantrano manodidina ny 17000... ♦ Afaka misitraka ny tetiandrom-pambolena vaovao 2021-2022, ny tantsaha manerana ny nosy. Tetiandro nampahafantarina tamin'ny fomba ôfisialy, androany teny Ankrondrano...
♦ Averina manomboka anio ny tsy maintsy hanajan'ny mponin'Antananarivo ny saka ara-pahasalamana, ho fisorohana ny Covid-19. Namoaka didy ho fampiharana izany fepetra izany ny Préfet-n'ny Polisy omaly... ♦ Tsy ampy ny tsikera fotsiny atao amin'ireo rafitra napetraka hikarakarana sy hitsara ny fifidianana, hoy ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalana... ♦ Famotehana ny zon'ny mpiasa malagasy no ao anatin'ilay volavolan-dalana vaovao mifehy ny asa, hoy ny Randrana Sendikaly...
♦ Manasa antsika hivavaka ho an'ireo ray aman-dreny namoy ny zanany, ny Papa François, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity volana nôvambra ity... ♦ Nohamasinana ho diakra omaly tao amin'ny EKAR Masindahy Ignace de Loyola Soamanandrariny, i Fr Stephan Marie de l'Eucharistie Rasolonjatovo, avy amin'ny Fikambanana Société des Divines Vocations... ♦ Nanentana ny mpino rehetra ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus ny 10 nôvambra 2024, mba hiady amin'ny fihatsaram-belatsihy, fa hanao ny tsara tsy amim-pisehosehoana...
Tohiny...Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco