♦ Efa an-dalana eny amin'ny lalam-pirenena fahafito "RN7" ny  Lakroa JMJ Mada rehefa niala teny amin'ny Ekar Mangasoavina ny maraina teo... ♦ Nisitraka trano fiangonana sy fanomezana ny ivon-toerana Fanarenana eny Anjanamasina, izay ahitàna ankizy 96... ♦ Saika niroso tamin'ny fialantsasatra mialoha ny fotoana voafaritra ny ankamaroan'ny sekoly hoy ny ministra mpiahy...

♦ Hiainga anio eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo hihazo ny Diôsezin'Antsirabe ny Lakroa JMJ Mada... ♦ Tafakatra avo roaheny tamin'ny antontanisa farany nivoaka ny isan'ireo lavon'ny Covid-19... ♦ Vonona ny hitondra ny anjara birikiny ho famerenana ny hasin'ny fanabeazana ny kaonfederasiona sendikaly Sempama... 

♦ Mampaneno lakilosy ny vondron'ny tantsaha mpamokatra eto amintsika fa raha mitohy ny hain-tany amin'izao fotoana izao dia hihamafy ny tsy fahampian-tsakafo amin'ny taona ho avy... ♦ Maro ny olana sedrain'ny firenena vokatry ny toe-java-misy iainana ankehitriny hoy ny filohan'ny Senat nandritra ny famaranana ny fivoriana ara-potoana faharoa, saingy mahavelombolo ny ara-toekarena... ♦ Navoaka omaly tao amin'ny sekoly ambonin'ny zandarimaria ao Moramanga ny zandary andiany efatra nahavita fiofanana...

♦ Mankasitraka ny asa vitan'ny governemanta amin'ny ankapobeny ny filohan'ny Antenimieram-pirenena raha namarana ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoa tetsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Nomelohan'ny Fitsaràna sazy an-terivozona 20 taona i Paul Rafanoharana tamin'ny Apollo 21, 10 taona ho an'i Marc François Philipe. Afaka madiodio ireo zandary sy miaramila voarohirohy... ♦ Mitaky ny hanafoanana ny lalàna vaovao mifehy ny fananan-tany ny vovonam-pikambanan'ny tantsaha eto Madagasikara miraka amin'ny SIF...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 11 nôvambra 2024

♦ Manasa antsika hivavaka ho an'ireo ray aman-dreny namoy ny zanany, ny Papa François, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity volana nôvambra ity... ♦ Nohamasinana ho diakra omaly tao amin'ny EKAR Masindahy Ignace de Loyola Soamanandrariny, i Fr Stephan Marie de l'Eucharistie Rasolonjatovo, avy amin'ny Fikambanana Société des Divines Vocations... ♦ Nanentana ny mpino rehetra ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus ny 10 nôvambra 2024, mba hiady amin'ny fihatsaram-belatsihy, fa hanao ny tsara tsy amim-pisehosehoana...

Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...