Hikatona anio alatsinainy 9 desambra amin'ny 12 ora alina ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidinana Ben'ny tanàna sy ny mpanolontsaina, izay hotontosaina ny alarobia 11 desambra 2024 ; saika fa nahavita ny kandidà tamin'ny faran'ny herinandro teo ...
Mandray andraikitra amin'ny fampisitrahana ny olom-pirenena ny rano ny fidiovana ary ny fanadiovana ny OSCEAH ; nihaona tamin'ny Kandidà ho ben'ny tanàna taminà Kaominina miisa 30 ity firaisamonim-pirenena misehatra amin'ny rano, ny fidiovana ary ny fahadiovana ity...
Marihina anio ny andro iraisam-pirenena ho an'ny ady amin'ny kolikoly. Loha-hevitra : Miombona amin'ny tanora hanohatra ny kolikoly, manangana ny ampitso hanjakan'ny fahitsina...
• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco