• Efa hatramin'ny ela no tokony namaritra drafitra mazava manoloana ireo olana eto amin'ny firenena ny mpitondra ankehitriny, hoy ny antoko Roso ho an'ny Demokrasia Sosialy na ny RDS... • Andrasana anio zoma ny hivoahan'ny voka-panadinana BEPC ho an'ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra... • Hiompana amin'ny saina voatran'olombelona ny fankazalana ny 15 jolay, Andro maneran-tany ho an'ny fahaiza-manaon'ny tanora, amin'ity taona ity...
• Hihatra ny TVA 20 % amin'ny zana-bola ampiharina amin'ireo mpisambo-bola, saingy tsy ny mpisambo-bola rehetra no hiharan'izany, araka ny tinapaky ny Filankevitry ny Minisitra tany Sainte Marie... • Efa miroso sahady amin'ny fampielezan-kevitra hankatoavana ny fe-potoam-piasana fahatelon'ny Filoha ankehitriny ny fitondrana, hoy i Alain Andriamiseza... • Tafavoaka ao anatin'ny lisitry ny vakoka iraisam-pirenena tandindonin-doza ny ala mando ao Atsinanana, araka ny fanambarana ofisialin'ny UNESCO...
• Nampiato ny fitokonany androany ny Tambaben'ny Mpiasan'ny Jirama. Nanao fanambarana izy ireo fa vonona hihaona amin'izy ireo ny Filoham-pirenena, ka noraisina aloha izay fampiatoana ny fitokonana izay... • Mahatratra 73 % ny taham-piaboan'ireo olona mitondra ny tazomoka any amin'ny Distrikan'Ikongo. Efa misy fivoarany ny zava-misy any an-toerana, hoy ny Tale Jeneralin'ny BNGRC androany tamin'ny mpanao gazety... • Nampiharina tamin'i Da-Willy, ilay tovolahy nanolana zaza tsy ampy taona teny Imerintsiatosika, ny lalanan'ny famosirana. Navoakan'ny Fitsarana androany teny Anosy, ny didim-pitsarana manasazy ity tovolahy ity...
♦ Tsy mbola misy mangirana aloha hatreto ny vokatry ny fikarohana nataon'ny sambo Antsantsa momba ilay sambo A.W tsy hita nanomboka ny 16 jona lasa teo. Efa natao koa ny fanadihadiana tamin'ireo firenena manodidina saingy mbola tsy misy ny vaovao marim-pototra... ♦ Tsy isan'ireo vokatra nahazo ny taratasy fanamarinana fa azo hanina sy jifaina ny menaka ROOTS hoy ny ao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka... ♦ Nandrombaka ny laharana voalohany tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany natao tany Marseille-Frantsa tamin'ny tsipy kanetibe indray ny ekipa Malagasy...
• Miorina amin'ny fanantenana hadio toa an'i Kristy. Io no teny hifanentanan'ireo Fanilon'i Madagasikara manatanteraka Lasy Nasionaly, nanomboka ny 18 hatramin'ny 23 aogositra 2025... • Tanora, mpivahiny masina miisa 869 no nahatanteraka ny Andron'ny Tanora ho an'ny Diosezin'i Mahajanga, tamin'iny herinandro lasa teo iny... • Notanterahana tao amin'ny Diosezin'Ambanja ny Fivahinianana Masina andiany faha-2 ho an'ny Vondrona Iniasianina...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco