♦ Manao ady sisika amin'ny famoahana ny mangarahara amin'ny fampiasam-bolan'ireo antoko pôlitika ny Transparency International Initiative Madagasikara (TIMG)... ♦ Voahosotra ho mpilalao mendrika teo amin'ny fifaninanana tsipy kanetibe i Samisa, ekipan'ny RDB, na dia resy teo amin'ny lalao famaranana aza, nandritra ilay fifaninanana ho an'ny orinasan-tserasera "Iray eny an-kianja 2025"... ♦ Tsy tana ny ain'ireo olona roa vokatry ny lozam-pifamoivoizana tamin'ny lalam-pirenena faha-4, ary 20 no naratra, teo anelanelan'ny Mahatsinjo sy Ankazobe, omaly... ♦ Namerimberina ny antsoantso efa nisy hatramin'izay amin'ny fampitsaharana ny ady ny Papa Léon faha-14...
• Notanterahana androany ny fanombohana tamin'ny fomba ofisialy ny tetikasa maromaro etsy amin'ny Lac Iarivo Ivato... • Tokony hanokafana fanadihadiana ny voalazan'ny Kolonely Patrick Rakotomamonjy, tamin'ireny horona-tsary navoakany ireny, hoy ny Pasitera Edouard Tsarahame, mpitarika ny RMDM... • Vonona tanteraka ny Ekipan'ny Radio Don Bosco, hiatrika ny fifaninana ho an'ny orinasan-tserasera, na ny Intermédia 2025. Hetsika izay hotanterahana eny amin'ny Kianja Barea Annexe Mahamasina, rahampitso...
• “Ho aminareo anie ny fiadanana”, izay no teny firarian-tsoa voalohany nataon'ny Papa Léon XIV, raha niseho vahoaka voalohany tao Vatican izy. Niarahaba manokana an'i Roma sy i Chiclayo ihany koa izy... • Olona mahafehy ny didy aman-dalana, ny lafiny teknika sy siantifika no handrafitra ny delegasiona hiatrika ilay fivorian'ny vaomiera manokana momba ireo nosy manodidina any Frantsa ny 30 jona 2025... • Fikambanana Mazoto sy Zanadriaka : Nanao fanambarana omaly, nilaza fa tsy hanaiky hatramin'ny farany ny hirosoan'ny tetikasa Base Toliara...
• Voafidy ho Papa faha-267 ny Kardinaly Robert Francis Prevost. Nisafidy ny anarana Léon faha-14 izy amin'izao nahavoafidy azy ho Papa izao... • Nandefa teny fisaorana an'Andriamanitra sy firarian-tsoa ho an'ny Papa Léon XIV, ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ary manentana ny kristianina mba hivavaka ho an'ity Dimbin'i Piera ity... • Maniry hitondra fanitsiana amina sehatr'asa vitsivitsy ho an'ny tetibolam-panjakana 2025 ny Solombavam-bahoaka voafidy tao Arivonimamo, Rajerison Antoine. Efa nankatoavina tamin'ny filankevitry ny minisitra farany teo ny tsy hisian'izay fanitsinana izay, mandritra izao fivorian'ny antenimiera mpanao lalana izao...
• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco