♦ Nofaranan'ny Praiminisitra Ntsay Christian androany, teny Anosikely ny famelabelarany samirery nanoloana ireo Loholona, ny pôlitika ankapoben'ny fanjakana... ♦ Mbola tsy misy eto Madagasikara ny fampiasana fitaovam-piadiana nokleary sy simika ary biôlôjika, saingy efa misy ny fiomanana amin'ireo ambana samihafa... ♦ Afaka maka ny taratasy fiantsoana azy eny anivon'ny Biraom-paritry ny Fandraharahana ny Fonja, ireo mpifaninana mbola tsy naharay izany, amin'ny fandraisana ho mpandraharan'ny fonja...

♦ Ankizy sy tanora maherin'ny 15.000 no hiatrika ny Kôngresy Eokaristika hatao any Antsiranana ny 20 hatramin'ny 25 aogositra 2024... ♦ Nanolotra ny Fandaharan'asa Ankapoben'ny Governemanta teny amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny Praiminisitra Ntsay Christian, androany... ♦ Nivoaka ny efitrano fivoriana ny Solombavam-bahoka mpanohitra. Tsy ara-dalàna, hoy izy ireo, ny fanoloran'ny Praiminisitra ny PGE androany...

♦ Namotsipotsitra ireo olana iainan'ny vahoaka amin'ny andavanandro ny Filoha Tokely Justin, nandritra ny kabary fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin'ny Antenimieram-pirenena... ♦ Plastika avokoa ny 10%-ny fako 18.985 taonina isan-taona eto Madagasikara... ♦ Miditra amin'ny andro faharoa ny zaikabe ho an'ny Fikambanan'ny Vadi-miaramila, na ny FIVAMI. Vadi-miaramila miray hina, miara-mientana ho an'ny fampandrosoana, io no teny enti-manentana amin'izany...

♦ Praiminisitra Ntsay Christian: hiatrika ny Antenimiera mpanao lalàna, hampahafantatra ny pôlitika ankapoben'ny fanjakana, na ny PGE, anio sy amin'ny alatsinainy ho avy izao... ♦ Mijanona ho 20% ny hetra alaina amin'ny ampahan'ny karama farany ambony. Ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ihany no mametra ny fiakaran'ireo karazan-ketra misy eto amin'ny firenena, hoy ny Foibe-pitondrana ankapoben'ny hetra... ♦ Orinasa JIRAMA: misy indray ny fahatapahan-jiro mifandimby ho an'ny eto Antananarivo sy ny manodidina, noho ny fihenan'ny tosiky ny rano anatin'ny vanim-potoana main-tany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 8 septambra 2025

• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...