• Nanakoako tao amin'ny fihaonambe an-tampony fahatelo eo amin'i Rosia sy Afrika indray omaly, ny teny malagasy, nandritra ny lahatenin'ny Filohan'ny Fanavaozana… • Namondron-kery ny fikambanana sy antoko politika maromaro ka nanangana ny Vondrona Ampefiloha, ary milaza ny hitondra soso-kevitra amin'ny fikaonandoham-pirenena… • Ho tapaka amin'ny ampahany ny lalana eny amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy mihazo ny hopitaly HJRA anio maraina, noho ny diabe fanentanana amin'ny ady amin'ny homamiadan'ny nono…

• Nandray fitenenana nandritra ny fihaonana an-tampony, eo amin'i Rosia sy Afrika androany, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara… • Tafajoro ny “Vondrona Ampefiloha”. Namoaka soson-kevitra hitondrana ny tetzamita sy tena hanorenana ifotony an'i Madagasikara izy ireo androany… • Nihatsara ny fitantanana ny fidiram-bolan'ireo Kaominina nampihatra ny fiaraha-miasa eo amin'ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana malagasy sy frantsay…

♦ Mitohy androany ny fihaonana an-tampon'i Afrika sy Rosia andiany fahatelo. Filoham-panjakana 20 ary solontena avy amin'ny firenena 48 no namaly ny fanasana. Noraisin'ny Filoha Rosianina Vladmir Poutine nihaona taminy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika mivady... ♦ Efa azo andritana ny rano miakatra amin'ny toerana nanaovana ny asa ireo fantsona lehibe ambany arabe amin'ny alalan'ny tetik'asa PIAA-II... ♦ Efa manao ezaka hanandratana ny lalam-pihariana ronono miaraka amin'ny mpiara-miombon'antoka samihafa ary ny minisiteran'ny fiompiana ny MDB, hoy ny filohan'ny filan-kevi-pitantanana Rabemananjara Safidy...

♦ Azo tsaraina eo anatrehan'ny Fitsaràna Avo sy ny Tendrom-Pitsaràna misahana ny Kolokoly ny filoha teo aloha Andry Rajoelina araka ny didy navoakan'ny Fitsaràna Avo momba ny Lalam-panorenana omaly, toy izany koa Andriamatoa Ntsay Christian... ♦ Volamena 275 grama saika haondrana antsokosoko any Dubai no saron'ny fadintseranana tetsy amin'ny seranam-piaramanidina omaly. Mpandeha miisa 2 no nikasa hanao izany... ♦ Nampahafantarina sy natomboka tamin'ny fomba ôfisialy omaly teny amin'ny Carlton Anosy ny PACFC andiany fahatelo, haharitra hatramin'ny taona 2030 ny tetik'asa...

[Miara-dàlana] Zoma 20 novambra 2026

• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...