♦ Nahitana zaza rano tsy nisy afa-tsy loha sy tanana, androany, tao amin'ny dabam-pako iray teny amin'ny fokontany Ambohitrakely... ♦ Tontosa androany, ny andro voalohany amin'ny fanadinam-panjakana BEPC. Irosoana avy hatrany ny fitsarana ny laza adina efa vita, ary hafainganina ny famoahana ny voka-panadianna, hoy ny Minisitra mpiahy...
♦ Ny laza adina Malagasy no efa vitan'ireo mpiadina BEPC manerana ny nosy ho an'ny tapany maraina. Nizotra am-pilaminana moa izany fanadinam-panjakàna izany tamin'ny ankapobeiny... ♦ Tsy misy ny fahalalahana ara-tsendikal, hoy ny sendikan'ny pôlisim-pirenena; Mitaraina izy ireo fa nakatona ny birao fiasan'ny sendika... ♦ Naka traik'efa tamin'ny tontolon'ny fitrandrahana volamena any Côte d'Ivoire ny ministry ny harena ankibon'ny tany sy ny loharanon-kerena stratejika ny herinandro teo...
♦ Tanterahina manomboka anio manerana ny nosy ny fanadinam-panjakàna BEPC 2021. Ankizy 8 taona no zandriny indrindra, 68 taona ny zokiny indrindra... ♦ Nisy tranga-na Covid-19, miisa 16 hita tamin'ny tarehiimarika farany navoakan'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka ny faran'ny herinandro teo. Tafakatra 941 hatramin'izao, ireo olona matin'ny covid-19... ♦ Miverina indray ny kolikoly ataon'ny Zandary, hatramin'izay nisian'ny sakana eny amin'ny lalam-pirenena, taorian'ny fihibohana, araka ny tatitry ny eo anivon'ny zandarimariam-pierenena...
♦ Hanomboka amin'ny alatsinainy izao ny fanadinana BEPC manerana ny nosy. Efa vonona tanteraka ny amin'ny fampandavorariana izany ny ao amin'ny fari-piadidim-pampianarana Antananarivo-Renivohitra... ♦ Hanao angaredona amin'ny ady amin'ny kolikoly ny orinasa sy ny fikambanana ary fiangonana mivondrona ao amin'ny Hetsika Fampiraisana ny Kristiana ho an'ny Firenena... ♦ Voarafitra ny paik'ady mandritra ny 5 taona hampiroboroboana ny lalam-pihariana ronono eto Madagasikara hoy ny MDB...
• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco