♦ Mandray andraikitra goavana amin'ny ady atao amin'ny fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus eto Madagasikara ny Tafika Malagasy... ♦ Velom-panahiana amin'ny mety ahatongavan'ny Coronavirus any aminy ny mponina any amin'ny distrikan'i Mandritsara faritr'i Sofia manoloana ny fisian'ny tranga telo ao Andilamena...
♦ Tafakatra 586 ny olona mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara... ♦ Nitsidika tany Toamasina omaly ny Filohan'ny Repoblika... ♦ Tontosa omaly ny fihaonana teo amin'ny Solombavam-bahoaka sy ny mpikambana ao amin'ny Governemanta notarihin'ny Praiministra...
♦ Efa ahitana tsimok'aretina Coronavirus ihany koa ankehitriny any Andilamena sy Ambatondrazaka... ♦ Efa manana ny protocole de traitement na ny fomba hitsaboana ny valan'aretina avy amin'ny Coronavirus isika, ka haseho an'izao tontolo izao izany afaka iray volana eo...
♦ Mifanatrika etsy amin'ny CCI Ivato ny Governemanta sy ny Solombavam-bahoaka. Lafin-javatra maro momba ny fitantanana ny raharaham-panjakana no angatahan'ny depiote fanazavana... ♦ Hampihatra fepetra vaovao tsy hiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus ny tompon'andraikitra any amin'ny faritr'i Bongolava tao aoarian'ny nahitana tranga iray mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus tao Tsiroanomandidy...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco