♦ Andrasana amin'ity anio ity ny tohin'ilay raharaha Apollo 21. Efa misy tonga eny amin'ny fitsarana Anosy ireo olona voarohirohy... ♦ Manahy ny mety hahafahan'ireo "Trondro vaventy" voakasiika amin'ilay vatosoa valo kaontenera ny KMF/CNOE Fanabeazana Olom-pirenena... ♦ Tsy manana mpiadina ao amin'ny sokajy OSE kosa, ny sekoly katôlika manerana ny Nosy amin'ity Baccalauréat 2021 ity...
♦ Nahazo fahafahana vonjy maika ny efatra amin'ireo voarohirohy amin'ilay raharaha fikasana hamono mpitondra ambony eto amin'ny firenena "Apollo 21". Hitohy rahampitso indray ny fitsarana ity raharaha ity... ♦ Mitaraina ny fikambanan'ny sekoly tsy miankina eto Madagasikara, amin'ny fahasahiranan'ny ray aman-dreny mampiditra mpianatra eny amin'izy ireo. Miantso ny fitondrana handray andraikitra koa ity fikambanana ity, amin'ny fidangan'ny vidin'ny fitaovam-pianarana amin'izao...
♦ Banga iray indray ny tarika Mahaleo, nodimandry androany maraina teny amin'ny hôpitaly Ravoahangy Andrianavalona i Charles Bert Andrianaivo... ♦ Hifarana anio ny fampiofanana fanatevenam-pahalalana ho an'ireo ben'ny tanàna lany tamin'ny anaran'ny IRK nomen'ny FES teny Ankadikely... ♦ Niakatra ho 44,12% ny taham-pahafahana fanadinam-panjakàna BEPC tany amin'ny farimpiadidim-pampianarana Mandritsara...
♦ Niseho fitsaraàna voalohany teo anivon'ny fampanoavana omaly ireo olona voarohirohy amin'ny fifofoana ny ain'ny filoham-pirenena. Nalefa eny amin'ny Fonjan'i Tsiafahy ireo atidoha nikotrika ny paikady... ♦ Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin'ny faritr'i Menabe. Manaitra ny mpitondra ny Justice et Paix any amin'ny Diôsezy Morondrava... ♦ Mikasa hitokona indray anio ny fiara vaventy mpitatitra entana mampiasa ny lalam-pirenena faharoa, noho ny haratsian'ny lalana...
• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco