♦ Niampy 41 indray ireo olona tratran'ny Covid-19 ary miisa 16 ireo sitrana raha ny tatitra omaly... ♦ Vaky ambatolampy ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny Minisitry ny Fitsaraba sy ny Sekretera jeneralin'ity Minstera ity, nanoloana ilay mpanakanto nahafaty olona teny Tsarasaotra... ♦ Tsy mitsaha-mitombo ireo mpivarotra amoron-dalana tsy ara-dalana, manararaotra ny fisian'ny hameha ara-pahasalamana...

♦ Olona 16 vaovao indray no sitrana soa aman-tsara tamin'ireo nararin'ny Coronavirus teto amintsika... ♦ Ny Ministeran'ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana indray no niatrika ny Solombavam-bahoaka, nilaza ny fandaharan'asany... ♦ Mitaky ny hampakaran'ny parlemantera ny teti-bola ho an'ny sehatry ny rano fisotro madio ny vondron'ireo fiaraha-monim-pirenena...

♦ Hafindra toerana ny fananganana ny tetik'asa Tanamasoandro saika hatao tao Ambohitrimanjaka sy ny manodidina... ♦ Mitohy ny sehatr'asan'ny Toby Akamasoa amin'izao hamehana ara-pahasalamana izao... ♦ Mitaraina ny olona manana fahasembanana fa atao ankilabao izy ireo mandritra izao hamehana ara-pahasalamana izao...

♦ Mitombo ny tahan'ny fahasitranan'ireo olona mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus. Tafakatra 25% amin'izao fotoana izao... ♦ Tsy mbola tonga any amin'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena, na ny Birao maharitra hatramin'ny omaly ny fikasana fandravana na fanonganana azy ireo... ♦ Nankalaza ny Andro Eran-tany ho an'ny ronono omaly ny teo anivon'ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono...

[Miara-dàlana] Zoma 20 desambra 2024

  • Hosokafana ny alahady 29 desambra 2024 ny Varavarana Masina ao amin'ny Katedraly Masina Maria tsy azon-keloka, ho fanamarihana ny fanokafana ny fankalazana ny Taon-jobily eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
  • Nanomboka andiany vaovao amin'ny katesizy, mitondra ny lohateny hoe: “I Jesoa Kristy, fanantenantsika”, ny Papa François ny alarobia 18 desambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...