♦ Hiafara amin'ny fanagiazana ny taratasin'ny mpandraharaha ny tsy fampiasany ato amin'ny tsena anatiny, ny vola vahiny azony amin'ny alalan'ny fanondranana entana... ♦ Miditra amin'ny andiany faha-15 ny RFC. Anjara birky entiny amin'ity andiany ity ny fiarovana ny tontolo iainana... ♦ Mampanahy ny hiverenan'ny fihanaky ny Coronavirus fanindroany any Brésil, hoy ny ministry ny fahasalamana bresiliana... 

♦ Navoaka tamim-pomba ofisiay ny andiana mpianatra miisa 117, izay nahavita fianrana teny amin'ny UCM... ♦ Ho hamafisina ny fanentanana sy famongorana ny herisetra mianjady amin'ny ankizy ary hisitraka tohana ihany koa ireo fikambanana miahy ankizy... ♦ Manao tohivakana ny fametra-pialan'ireo ministra armeniana taorian'ny fifanaovan-tsonia ho fampitsaharana ny ady any Haut-karabakh... 

♦ 20 novambra : Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny ankizy. Maro ny hetsika nanamarihana izany teo amintsika nataon'ny fikambanana sy ny sekoly samihafa... ♦ Kendrena hisondrotra 4,5% ny harinkarem-pirenena amin'ny taona ho avy, araka ny voarakitra ao amin'ny lalàna mihefy ny teti-bolam-panjakàna 2021... ♦ Efa mihatsara ankehitriny ny toe-pahasalaman'i Mgr Bassetti, evekan'i Pérouse sady filohan'ny fivondronamben'ny eveka Italiana, izay narary mafin'ny Covid-19... 

♦ Nanomboka androany ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana loholona... ♦ Homena sehatra ny fampandrosoana ao Amorin'i Mania hoy ny governora Ramatoa Mamiarsoa Aline tontosa tao Ambositra omaly ny famindram-pahefana sy ny fitantanana teo amin'ny lehiben'ny faritrra mpisolo toerana sy ity governora vaovao ity... ♦ Tsy hanova ny voka-pifidianana ka naharesy ny filoha amerikana Donald Trump ny famerenana ny fanisam-bato amin'ny Fanjakàna sasany any Etazonia... 

[Miara-dàlana] Zoma 20 desambra 2024

  • Hosokafana ny alahady 29 desambra 2024 ny Varavarana Masina ao amin'ny Katedraly Masina Maria tsy azon-keloka, ho fanamarihana ny fanokafana ny fankalazana ny Taon-jobily eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
  • Nanomboka andiany vaovao amin'ny katesizy, mitondra ny lohateny hoe: “I Jesoa Kristy, fanantenantsika”, ny Papa François ny alarobia 18 desambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...