♦ Namoaka fanambarana manameloka ny tranga famonoana olona tany amin'ny kaominina Marovitsika ny CNIDH... ♦ Mbola eo am-pandaminana ny fandraisana ireo mpianatra vao afaka bakalorea farany teo ny Oniversiten'Antananarivo... ♦ Ho mora noho ny saran'ny Taxi ny saran'ny "téléphérique" kasaina hapetraka ao an-drenivohitra...
♦ Manohana an'i Madagasikara amin' ny ezaka ataon'ny Fanjakàna malagasy hanosehana ny fampandrosoana eto amintsika ny firenena mikambana. Isan'ny nivoitra izany nandritra ny fihaonana teo amin'ny filoha malagasy sy ny sekretera jeneraly ONU... ♦ Tsy maintsy hatao izay hatratra an'ireo dahalo nanafika nanao asa fampihorohoroana tany amin'ny distrika Farafangana farany teo, hoy ny ministry ny fiarovam-pirenena... ♦ Miezaka mamerina ny sehatr'asan'ny fifampiraharahana ara-bola madinika ny tompon'andraikitra, na eo aza ny fasahiranana sedraina noho ny valan'aretina Covid-19...
♦ Manefa ny adidiny hisoroka mialoha izay mety ho disadisa amin'ny fifidianana amin'ny taona 2023 ny CFM. Nivoitra izany tamin'ny fanokafana ny fotoam-pivoriana fahatelo... ♦ Mitaky ny hanesorana ireo mpiara-miasa tamin'ny ministry ny fampianarana teknika sy fampiofanana arak'asa teo aloha ny Sempama... ♦ Mampiazakazaka ny fahantrana ny fanaovana ampihimamba ara-toekarena, momba ny lisitr'ireo mpandraharaha afaka manondrana lavanila hoy Rolland Ratsiraka, député...
♦ Hisoroka mialoha izay mety ho disadisa amin'ny fiatrehana ny fifidianana amin'ny taona 2023 ny CFM... ♦ Mitaky ny fanesorana ireo mpiara-miasa tamin'ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fampiofanana arak'asa teo aloha ny SEMPAMA... ♦ Mampihazakazaka ny fahantrana ny fanaovana ampihi-mamba ara-toekarena. Fanehoan-kevitry ny Solombavam-bahoaka Rolland Ratsiraka, momba ny listr'ireo mpandraharaha afaka manondrana lavanila eto amintsika...
• Miorina amin'ny fanantenana hadio toa an'i Kristy. Io no teny hifanentanan'ireo Fanilon'i Madagasikara manatanteraka Lasy Nasionaly, nanomboka ny 18 hatramin'ny 23 aogositra 2025... • Tanora, mpivahiny masina miisa 869 no nahatanteraka ny Andron'ny Tanora ho an'ny Diosezin'i Mahajanga, tamin'iny herinandro lasa teo iny... • Notanterahana tao amin'ny Diosezin'Ambanja ny Fivahinianana Masina andiany faha-2 ho an'ny Vondrona Iniasianina...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco