♦ Antenaina fa hahazao famatsiam-bola avy amin'ny FMI, hatrany amin'ny 320 tapitrisa dolara, any amin'ny FEC andiany faharoa isika Malagasy, tao aorian'ny fifampidinihana niarahana tamin'ny iraky ny FMI... ♦ Nampahatsiahy ireo mpisehatra amin'ny onjam-peo, ny amin'ny tokony sy tsy tokony hatao, ny Ministry ny serasera sy ny kolontsaina, nandritra ny fanamarihana ny Andro Eran-tany ho an'ny Radio...

♦ Fitaovana mahery vaika afaka mampijoro sy mamotika ny radio, hoy ny ministry ny serasera sy ny kolontsaina... ♦ HIroso amin'ny fihaonana amin'ireo hery velona eto amin'ny firenena ny CFM... ♦ Efa mandeha ankehitriny ny fandrahonana amin'ny fanapahana karama sy famindran-toerana ho an'ireo Paramed... 

♦ Hankalazaina anio ny andro manerantany ho an'ny radio. Maharaka tsara ny fivoaran'ny fiaraha-monina ny radio, hoy ny UNESCO... ♦ Namotsipotsitra ny tena marina tamin'ny fisamborana sy ny famotsorana an'i Herman Rakotomalala ireo fiaraha-monim-pirenena... ♦ Nosokafan'ny Filohan'ny repoblika omaly ny tsena mora sy ny kaly tsinjo... 

Namotopototra ny tena marina tamin'ny fisamborana sy ny fanafahana an'i Hermann Rakotomalala tany Toliara androany ireo Fiaraha-monim-pirenena miisa sivy. Nambaran'izy ireo tamin'izany fa ny Governoran'Atsimo Andrefana no tao ambadiky ny fitoriana ity Filoha lefitry ny KMF/CNOE ity...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 25 nôvambra 2024

  • Samy nanana ny nanamarihana ny Andro maneratan-tany ho an'ny Tanora ny isan-diôsezy, ny isan-distrika ary ny isam-paroasy, omaly Alahadin'i Kristy Mpanjaka...
  • Manao ezaka ho fanatsararana ny kalitaon'ny fanabeazana omena ireo zanaky ny Fiangonana manovo fanabeazana eny amin'ny Sekoly Katôlika ny eto Mdagasikara sy ny any amin'ny Diôsezy. Isan'izany ny eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
  • Mitoetra ao amin'ny teny marina sy mandaitra ny fahefana maha Mpanjaka an'i Jesoa, hoy ny Papa François tamin'ny fampianarana nataony talohan'ny vavaka Angelus, ny alahady 24 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...