♦ Manamafy ny fitakiana efa nataony hatramin'izay ny amin'ny tokony hahatongavan'ny volavolan-dalana vaovao momba ny fitantanam-bola ara-potoana, eny amin'ny Antenimieram-pirenena ny firaisa-monim-pirenena... ♦ Nahavita ny iraka nampanaovina azy ny Foibe Fafiala, nandritra ny 30 taona nijoroanany. Tantsaha an'arivony, niampy teknisianina samihafa no nofanin'izy ireo amin'ny famokarna miaro ny tontolo iainana...

♦ Namoaka fanambaràna androany ny Filohan'ny HCC teo aloha, nandiso ny vaovao niely momba ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny taona 2018, nahavoatonontonona ny anarany... ♦ Noresahan'ireo solombavambahoaka teny Tsimbazaza omaly ny momba ny fanelezana vaovao tsy marina amin'ny Facebook, andrasana ny paik'adyy iadiana amin'izany... ♦ Mitaraina ireo delegem-panjakàna manerana ny nosy amin'ny fanantanterahana ny asany. Mahatsiaro ho tsy mitovy amin'ireo mpiasam-panjakàna hafa...

♦ Hiakatra ny saran-dalana amin'ny zotra nasiônaly sy rezionaly eto amintsika manomboka ny 22 novambra izao, araka ny tapak'ireo mpitatitra. Tafakatra hatramin'ny 50 000 Ariary mitaha amin'ny teo aloha... ♦ Niakatra ny vidin'ny henan'omby eny an-tsena eto Antananarivo, noho ny fahavitsiany eny an-tsena, antony ny fitokonan'ireo mpitsabo biby... ♦ Sekoly roa no voatery nakatona nandritra ny 15 andro any Morondrava, noho ny firongatry ny Coronavirus, nahitàna tranga noho ny fifampikasohana...

♦ Sekoly roa any Morondava no voatery nakatona mandritra ny 15 andro noho ny firongatry ny Covid-19. Efa mivonona amin'izay mety hisian'ny fahatapahan'ny fianarana izay ny sekoly katôlika... ♦ Arahanao ato amin'izao vaovao izao ny fanehoan-kevitra pôlitika nataon'ny Filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina... ♦ Nilanja sorabaventy teo anoloan'ny fitsarana kosa androany, ny fianakavian'i Nasandratra Valimbavaka, ilay zazalahy voalaza fa nodarohan'ny miaramila tetsy amin'ny BANI Ivato...

[Miara-dàlana] Zoma 22 aogositra 2025

• Miorina amin'ny fanantenana hadio toa an'i Kristy. Io no teny hifanentanan'ireo Fanilon'i Madagasikara manatanteraka Lasy Nasionaly, nanomboka ny 18 hatramin'ny 23 aogositra 2025... • Tanora, mpivahiny masina miisa 869 no nahatanteraka ny Andron'ny Tanora ho an'ny Diosezin'i Mahajanga, tamin'iny herinandro lasa teo iny... • Notanterahana tao amin'ny Diosezin'Ambanja ny Fivahinianana Masina andiany faha-2 ho an'ny Vondrona Iniasianina...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...