♦ Tsy mbola mieritreritra hanakatona sisin-tany ny fitondram-panjakana, manoloana ny fisian'ilay Covid-19 amin'ny endrika Omicron, hoy ny Praiminisitra... ♦ Nitondra fanazavana momba ilay fangatahana fampiatoana famoaham-bola eo anivon'ny Minisitera foibe misahana ny tontolo iainana androany, ny Minisitra lefitra... ♦ Polisy am-polony tamin'ity taona ity no natolotra ny fitsarana, noho ny fandikan-dalana sy tsy fanajana ny fitsipi-pifehezana...
♦ Manontany ny mpikamban'ny governemanta momba ny fitantanana ny raharaha-panjakàna, etsy amin'ny CCI Ivato ny solombavambahoakan'i Madagasikara... ♦ Hodinihana mandritra ny dinik'asam-pirenena momba ny fiompiana etsy amin'ny CCI Ivato ny 9 hatramin'ny 11 desambra izao, ny paik'ady ho fameloma-maso ny fiompiana eto Madagasikara... ♦ Nanentana ny lehilahy tao an-drenivohitra tsy hampiatra herisetra amin'ny ao an-tokantranony ny tetik'asa Sahala... ♦ Nifanakalo hevitra momba ny mety na tsy hahatomombana ny fifidianana any Lybie ny mpitondra libianina sy ny firenena mikambana...
♦ Amperin'asa nanomboka omaly ny mpikambana vaovao ao amin'ny CENI. Notanterahana omaly ny lanonam-pitsaràna nanaovan'izy 9 mirahalahy fihanianana teny Anosy... ♦ Hihaona, etsy amin'ny CCI Ivato, indray anio ny solombavambahoaka sy ny mpikambana ao amin'ny governemanta... ♦ Misoko mangina ny fitomboan'isan'ny olona mitondra ny tsimok'aretina VIH SIDA eto Madagasikara. Nanamarika ny andro eran-tany iadiana amin'ny Sida isika omaly...
♦ Tsy maintsy hajaina ny 5 minitra tsy misy fisaorana, izay fepetra notapahan'ny Solombavambahoaka, mandritra ny fihaonany amin'ny Governemanta, etsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Iray andro mialoha ny fitsarana ilay raharahan'ny Jeneraly misotro ronono mivady, nisy namono tany Antisrabe. Miahiahy tsindry amin'ny fitsarana ny fianakaviany... ♦ Misoko mangina avokoa ny isan'ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH Sida sy ireo tratran'ny Covid-19, eto amintsika...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco