♦ Nanetriketrika ny fitsenan'ny Kristiana any Ambanja ny Eveka vaovao hiasa any amin'ity Diôsezy ity. Omaly antoandro tamin'ny 11 ora no nigadona tany an-toerana i Mgr Donatien Francis Randriamalala... ♦ Hanomboka afaka iray volana farafahatarany ny fanamboarana ny Lalam-pirenena faharoa mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina. Haverina ny antso tolo-bidy amin'ny fanarenana ny RN-2 hoy ny Ministry ny Asa Vaventy... ♦ Mbola mitohy ny fibodoana tany ao Brickaville ataon'ireo olona milaza fa mahitahita eny amin'ny Fitsaràna. Tany mirefy 70 ara sy 37 santiara efa misy titre tamin'ny 1972 no bodoan'izy ireo efa taona maromaro izao...
♦ Nanetriketrika ny fitsenana ny Eveka vaovaon'Ambanja, Mgr Donatien Francis Randriamalala, androany antoandro tany an-toerana... ♦ Mandroso ny fanamboarana ny Lalam-pirenena faha-5, mampitohy an'i Soanierana Ivongo sy i Mananara Avaratra. Vinavinaina hanomboka amin'ny faran'ity taona ity ny fandrakofana tara izany... ♦ Mbola mitohy ny fibodoana tany any Brickaville, ataon'ireo olona milaza ho mahitahita eny amin'ny Fitsarana...
♦ Mivory tsy an-kiato manomana ny fihaonam-be hotanerahana ao aorian'ny fahataperan'ny fe-potoana nomeny ny fitondram-panjakana, ireo mpikamban'ny SSM ankehitriny. Ho tapitra amin'ny alahady izao izay fe-potoana nomen'ny SSM handinihana ny fanatsarana ny mpiasa malagasy... ♦ Hanomboka anio, ary hitohy hatramin'ny rahampitso any Toliara, ny Kôngresim-paritry ny antoko TIM. Tonga any an-toerana, manatrika izany ny filoha mpanorina ny antoko... ♦ Hanomboka anio any Algérie ny lalao CHAN. Feno ihany ireo ekipa miray vondrona amin'ny Barea, satria nihazo an'i Algérie androany ny ekipan'i Maroc...
♦ Tsy mpampivelona na rasazy ilay nikasa hangala-jaza tao amin'ny hôpitaly iray tany Toliara, araka ny fanambarana navoakan'ny holafitry ny mpampivelona eto Madagasikara... ♦ Nanao hetsika fanairana noho ny mbola tsy nandraisana azy ireo ho mpiasam-panjakana ireo mpiasa nantsoina hanampy teny anivon'ny CTC-19, nandritra ny vanim-potoan'ny tena niparithanan'ny Covid-19 teto Madagasikara... ♦ Manahy amin'ny mety tsy hisian'ny fifidianana amin'ity taona ity ny antoko FIDEM tarihin'i Maurice Beranto...
• Mila mpitondra hafatra ho an'ny fanantenana izao tontolo izao, hoy ny Ray masina, tamin'ny fanokafana ny Jobilin'ny Tanora ny 29 jolay 2025... • Nosokafana androany maraina, tao amin'ny Distrikan'i Mahitsy, ny Jobilin'ny Tanora sy Andron'ny Tanora eto amin'ny Diosezin'Antananarivo... • Nankalaza ny Taon-jobily ihany koa ny tao amin'ny Diosezin'i Port-Bergé, ny Tanora tao amin'ny Faritra Androna...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco