♦ Tsy hiadin-kevitra fa mihemotra eo amin'ny lafiny toe-karena sy sôsialy i Madagasikara hoy ny vondron'ireo manampahaizana nasiônaly na ny GEN. Soso-kevitra narosony ny fanovàna rafitra... ♦ Efa mandeha ny fifampidinihana hahafahana mamerina ireo petra-bola any amin'ny orinasam-panjakàna hafa, hoy ny filohan'ny filan-kevi-pitantanana eo anivon'ny CNaPs... ♦ Miteraka sakana amin'ny fotoana tokony hamoahan'ny mpanazatra ny lisitry ny Barea hiatrika ny lalaon'ny nosy, ireo lalao amin'ny fandaharam-potoana samihafa izay tsy maintsy atrehin'ireo mpilalao sasany natsoina handrafitra ny Barea... ♦ Lasibatry ny hafanana be ny any Espagne sy Portugal. Tombanana hihoatra ny 40°C any amin'ny faritra sasany...
♦ Hanamafy ny paikady hanamafisana ny fiarovana ny ain'ny mpanao gazety ny OJM. Hisy noho izany ny fihaonan'ny Olafitra amin'ny mpitandro ny filaminana... ♦ Nandray ny toerany ny tale jeneraly vaovao eo anivon'ny CNaPs Rahaingonjatovo Vimbina. Tontosa omaly ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny tale jeneraly mpisolo toerana... ♦ Nanamafy Maître Rôrô fa hanao ny ezaka mba handrombahan'i Madagasikara ny medaly volamena mandritra ny lalaon'ny nosy. Efa 30 taona mantsy no tsy nisitrahana izany... ♦ Isan'ny handray anjara amin'ny fihaonana an-tampony handinihan'ny CEDEAO ny raharaha ao Niger rahampitso ny solontena manokana avy amin'ny vondrona eoropeana...
♦ Tontosa androany ny famindram-pitantanana teo amin'ny Tale Jeneraly mpisolo toerana teo aloha tao amin'ny CNaPS, Ramatoa Tsaboto Joslina sy ny Tale Jeneraly vaovao... ♦ Nanoratra taratasy any amin'ny Minisiteran'ny Angovo sy ny Akoran'afo, ny fikambanan'ireo mpitatitra misehatra amin'ny akoran'afo na ny APTH. Nitaraina noho ny tsy fanajan'ny orinasa JIRAMA ny anjara andraikiny amin'ny fandoavana ny volan'izy ireo... ♦ Vonona ary sahy hifaninana amin'ny fifidianana ho avy eo, ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina...
♦ Tany Toamasina omaly no notanterahina ny filan-kevitry ny Governemanta. Ministra 22 isa no niatrika izany, miaraka amin'ny Praiministra. Efa nisy ny fivoriana niarahan'izy ireo tamin'ny tompon'andraikitry ny Faritra Atsinanana, nialohan'izay... ♦ Mitsipaka fiaraha-mitantana ny Loholona Tsiebo Mahaleo, mpomba ny fitondràna, amin'izao mialoha ny fifidianana izao. Hiteraka krisy pôlitika anefa ny fizirizirin'ny mpitondra sy ny mpanohitra amin'ny heviny, hoy kosa ny antoko Fiombonana... ♦ Mpanao gazety iray indray no nisy nikasa hamono omaly hariva. Nisy nidaroka tamin'ny "bois rond" teny Andranomena izy, rehefa nirava avy niasa. Tranga faharoa nahazo ny mpanao gazety tato anatin'ny herinandro izao niseho izao...
• Fo sy fanahy no beazina eo amin'ny Sekoly Katolika, hoy i Mgr Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana, nandritra ny fanokafana ny Taom-pianaran'ny Fanabeazana sy ny Sekoly Katolika... • Ny fitsanganan'i Jesoa ho velona no manafaka ny alahelo, ary mamerina indray ny hafaliana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny fampianarany tamin'ny Audience Générale ny alarobia lasa teo...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco