♦ Manohy ny fanombanany ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara ny iraky ny SADC sy ny Vondrona Afrikàna. Mitohy amin'ity herinandro ity ny fihaonan'izy ireo amin'ireo ankolafin-kery eto amin'ny Firenena... ♦ Hahaleotena ara-bola amin'ny taona 2028 ny JIRAMA. Efa ao anatin'ny fanatanterahana ny drafi-panarenana ity orinasam-panjakana ity isika hoy ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola... ♦ Misokatra androany ny fotoam-piotazana Letchi any amin'ny Faritra atsimo-atsinanana. Takiana ny fandoavana ny "ristourne" ho an'ny vokatra hamidy ivelan'ny faritra...
♦ Nifarana omaly rehefa naharitra telo andro tany Antsirabe ny fihaonam-ben'ny Pretra Diôseziana manerana an'i Madagasikara. Pretra miisa 1.107 no nanatrika izany... ♦ Nisy nisompatra ny foto-drafitr'asa an'ny JIRAMA eto Antananarivo sy Toamasina. Fampiasana ny orinasa ho fitaovana hanakorontanana ny Firenena no miseho hoy ny tale jeneraliny tamin'ny fanambaràna...♦ Lehilahy 22 isa no nosamborina omaly, vokatry ny korontana sy herisetra niseho, nandritry ny fitokonan'ireo mpitondra Cyclo-pousse tany Antsirabe ny sabotsy teo. Hatolotra ny fampanoavana izy ireo, aorian'ny fanadihadiana...
♦ Nanamafy ny fitakiana hisian'ny dinika pôlitika mialohan'ny fikaonandoham-pirenena ny Vovonana Miaro ny Fanovàna miatrika ny Repôblika Vaovao (VMFR). Lasa miazakazaka mankany amin'ny fifidianana ny zava-misy hoy izy ireo nandritry ny fanambaràna... ♦ Hotanterahana ny 18 hatramin'ny 20 novambra izao ny ivon'ny fankalazana ny faha-60 taonan'ny kaomiseran'ny varotra sy ny fifaninana eto Madagasikara, hosantarina amin'ny varavarana misokatra eny Analakely... ♦ Niabo ny vokatra azo nandritry ny fifanankalozan-kevitra nataon'ireo vondron'ny tantsaha aty amin'ny ranomasimbe indiana nandritry ny 3 andro...
♦ Vahaolana tsy maharitra ny fisalovanan'ny fitondrana foibe ny fitantanana any amin'ny ambaratonga samihafa. Tokony samy hahatsiaro tena ho tompon'ny fananana iombonana sy handray andraikitra amin'ny fiarovana azy ny isam-batan'olona. Mitaky ny hanajàna ny hasin'ny olombelona sy hanandratana ny maha-Malagasy ihany koa ny Eveka, tamin'ny alalan'ny hafatra navoaka omaly... ♦ Nanomboka omaly hatramin'ny rahampitso ny fihaonamben'ny Pretra Diôseziana manerana an'i Madagasikara, tanterahana any Antsirabe... ♦ Mandalo fahasahiranana avokoa ny mpamboly ORGE eto Madagasikara...
• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco