• Hafa noho ny tamin'ny taona 2009 ny tondrozotra haroson'ny SADC sy ny Vondrona Afrikana mialohan'ny faran'ny herinandro izao, hoy ny MFM. Tokony efa hiomana amin'ny fitondrana hevitra mandritra ny fikaonandoham-pirenena sy ny fiatrehana ny fifidianana ny mpanao politika, hoy ity antoko ity... • Vola maherin'ny 136 871 000 000 Ariary no nogiazan'ny ARAI tamin'ny taona 2025, noho ireo vola ireo azo tamin'ny tsy rariny. Nitatitra ny asa vitany ho an'ny taon-dasa ity sampan-draharaha ity... • Mila hamafisina hatrany ny fisorohana ny valan'aretina MPOX, hoy ny mpitondra tenin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka momba ny ny MPOX, ny Profesora Mamy Randria. Nahitana tranga voamarina miisa 21 indray mantsy ny alarobia teo...
• Tokony ho vita sonia amin'ny sabotsy izao, farafahatarany, ilay tondrozotra hitondrana ny firenena, araka ny toromariky ny SADC sy ny Vondona Afrikana... • Vola maherin'ny 136 871 000 000 Ariary no niogiazan'ny ARAI tamin'ny taona 2025, noho ireo vola ireo azo tamin'ny tsy rariny. Nitatitra ny asa vitany ho an'ny taon-dasa ity sampan-draharaha ity androany... • Tambajotra goavana no ao ambadiky ny fakana an-keriny sy ny famonoana olona manana toe-tena varira eto Madagasikara, hoy ny fikambanana Albinos androany...
♦ Mila fantarina ny momba ny politika fifaninana ara-pahefana eran-tany sy ny fahababoana ny Faritra iarahana (géo-politique) ankehitriny, hoy ny Docteur Hugues Rajaonson, mpahay toe-karena... ♦ Tsy eken'ireo mpampianatra mpikaroka ny fanomezana andraikitra eo anivon'ny ministeran'ny fampianarana ambaratonga ambony ireo tompon'andraikitra teo aloha, izay niombon-kevitra tamin'ny fanapahana karama noho ny fitakiana ny zo sy hasin'ny mpampianatra mpikaroka... ♦ Notapahan'i Mozambika ny lalan'ny Barea vehivavy ao anatin'ny fifanintsanana isam-bondrona amin'ny fiadiana ny tompon-dakan'ny COSAFA...
♦ Hosoniavin'ny Filohan'ny Fanavaozana anio ny tondrozotra ho an'ny fanavaozana mialoha ny hanomezana izany an'ny SADC sy ny vondrona Afrikana... ♦ Maika ny lafiny toe-karena hoy Dokotera Hugues Rajaonson, mpahay toe-karena, amin'izao fanavaozana izao... ♦ Notsipahan'ny sendikà ilay fampiakaran-karama 14,5% amin'ny karama farany ambany izay naroson'ny vondron'ny mpampiasa ho an'ny mpiasa amin'ny sehatra tsy miankina... ♦ Nisy fipoahana maromaro re androany vao maraimbe tao afovoan'i Kiev, taorian'ny fampitandreman'ny manampahefana amin'ny mety hisian'ny fanafihana an'habakabaka ataon'i Russie...
• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco