♦ Handà hatramin'ny farany ny fametrahana fotodrafitr'asa mifandraika amin'ny téléphérique ao amin'ny faritry ny Kolejy Masina Misely ny tompon'andraikitry ny kolejy... ♦ Mihatra avy hatrany amin'ireo tsy manaraka ny fepetra iadiana amin'ny Covid-19 ny sazy manomboka izao, araka ny didy navoakan'ny Prefektioran'Antananarivo... ♦ Manambana ny hiverina hanaitra ny mpitondra amin'ny alalan'ny fidinana an-dalambe kosa ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa, amin'ity volana janoary ity...
♦ Maniry ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka, mba ho tena taona hanatanterahan'ny mpitondra ny fampanantenany ity taona 2022 ity... ♦ Hiroso amin'ny fampanaraham-penitra ny fadintseranana malagasy amin'ity taona 2022 ity... ♦ Namoy mpikambana ny ao amin'ny HAVATSA-UPEM sy ny tontolon'ny pôezia malagasy. Nodimandry i Rakotosaona Raolisoa Agnès, mpampianatra sy mpanoratra boky...
♦ Taona fanatanterahana ny vina sy hiasana mafy ny taona 2022, hoy ny Filoham-pirenena tamin'ny kabariny tamin'ny vahoaka, ny faran'ny herinandro teo... ♦ Tsipahan'ireo mpianatra maintimolaly ao amin'ny Kolejy Masina Misely Amparibe, ny fametrahana ny andrin'ilay tetikasa téléphérique, ao anatin'ny faritry ny sekoly... ♦ Olona 40 indray no matin'ny valan'aretina Covid-19 teto Madagasikara, tao anatin'ny herinandro, maherin'ny 2100 ireo tranga vaovao...
♦ Mitaky ny hanokafana fanadihadiana lalina sy tsy mitanila, manoloana ireo loza niseho tany amin'ny Faritra Analanjirofo, ny KMF/CNOE Fanabeazna Olompirenena... ♦ Mitombo be ireo mpandeha mihazo ny faritra amin'izao ankatoky ny fety izao. Tsy maharaka noho izany ireo fiara fitaterana... ♦ Samy manana ny fomba hamaranana ny taona sy hitsenana ny taona vaovao ny tsirairay. Entina amin'izao vaovao izao ny fanadihadiana momba izany...
“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco