♦ Tontosa androany tany amin'ireo OVEC manerana ny Distrika eto Madagasikara, ny fanaovana ny ankitsapaka handaharana ny laharan'ny kandidà ao amin'ny biletà tokana, amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka, ny 29 mey 2024... ♦ Nahazo fahafahana ireo olona enina tamin'ireo olona sivy nosamborina noho ny fanoherana ny fizarana tsy ara-drariny ny tany ao amin'ny lemaka Bas-Mangoky... ♦ Efa manomboka mahazo vahana eto amintsika ny fitsaboana ampitain-davitra, na ny “télé-médecine”...

♦ Maro tamin'ireo ratsa-mangaikan'ny CENI teny anivon'ny distrika manerana ny nosy no efa nahavita ny hatsapaka izay mamaritra ny filaharan'ny kandidà anatin'ny bileta tokana, ny tapany maraina teo... ♦ Ministeran'ny fampianarana teknika sy fanofanana arak'asa : Tanora miisa 150 ao amin'ny Faritra Vakinankaratra no hisitraka fanofanana faobe amin'ny famokarana akora mifototra amin'ny simenitra... ♦ Ministeran'ny foloalindahy : Handray zazavao miisa 2.000 isa, misokatra ny fandraisana ny antotantaratasy ho an'ireo izay liana, izay hifarana ny talata 30 aprily izao... ♦ Niantso ny kristiana sy ny olona tsara sitra-po any Burundi ny fivondronamben'ny Eveka any an-toerana mba hamelona ny ezaka hametraka fandriam-pahalemana...

♦ Tanterahina anio amin'ireo ratsamangaikan'ny CENI eny anivon'ny distrika ny hatsapaky ny laharana anaty bileta tokana ho an'ireo kandidà solombavambahoaka taorian'ny fivoahan'ny lisitra ôfisialy omaly alina... ♦ Ampolony ireo manamboninahitra ary an-jatony ireo manamboninahitra lefitra tsy nahomby ka nandraisana fepetra tao anatin'ny ezaka 100 andro ho an'ny ministera delegue misahana ny zandarimariam-pirenena... ♦ Tanterahina eto Madagasikara ny atrik'asam-paritra momba ny fepetra ara-pahasalamana sy ny fomba ikarakarana ny zava-maniry iantohana ny fahasalaman'ny mpanjifa ho an'ireo firenena ao amin'ny vondron'ny ranomasimbe indiana na ny COI...

♦ Tanterahana eto Madagasikara mandritra ny telo andro ny atrikasam-paritra momba ny fepetra ara-pahasalamana sy ny fomba ikarakarana ny zava-maniry iantohana ny fahasalaman'ny mpanjifa ho an'ireo firenena ao amin'ny Vondron'ny Ranomasimbe Indiana na ny COI... ♦ Hisitraka tombontsoa maro manoloana ny fahavitan'ny tohadrano ny mponina ao Ambohimasina Distrikan'Arivonimamo, Faritra Itasy... ♦ Tsy mankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony, momba ny toerana hiatrehan'ireo kandidà tsy miankina, amin'ny fanadinana Bakalôrea amin'ity taona ity, ny Vovonan'ny Sekoly tsy miankina...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...