♦ Hotanterahana ny alarobia 13 aprily 2022 ao amin'ny EKAR Masindahy François Xavier Antanimena ny "Messe chrismale" eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo... ♦ Nosantarin'ny Kardinaly Tsarahazana Désiré tao amin'ny Distrika Antanambao ny Herinandro Masina... ♦ Mivahiny any Kiev mandritra ity herinandro ity ny Aomônie Apôstôlika, Kardinaly Krajewski...

♦ Sitrak'Andriamanitra ny mifidy antsika, ka manolotra antsika ny famonjena, hoy i Mgr Gustavo Bombin Espino, nandritra ny "Messe chrismale" tao amin'ny Diôsezin'i Mahajanga... ♦ Nofaranana ny alahady 3 aprily 2022 ny lalan'ny Hazofijaliana, Secteur Andròna Mandritsara, Diosezin'i Port-Bergé... ♦ Ny maha olona no laharam-pahamehana, hoy ny Papa François, tamin'ireo mponina tao Malte, nandritra ny fitsidihana apôstôlika faha-36 nataony, ny 2 sy 3 aprily 2022...

♦ Manahaka an'Andriamanitra izay tia fihavanana, hoy i Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona, tamin'ny 25 marsa 2022... ♦ Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fiadanana sy ny fandriampahalemana, ho ny Nonce Apostolique, Mgr Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Nanolotra "ambulance" ho an'i Ukraine, ny Papa François...

♦ Nankasitraka ireo rehetra niara-niombom-bavaka tamin'ny fanentanan'ny Papa François, ny Nonce Apostolique Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Nanao fitsidihana pastôraly tao amin'ny Diôsezin'Ambanja ny Administrateur Apostolique, Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Arsevekan'Antsiranana... ♦ Fanomezana sarobidy ho an'ny tantara ny fahanterana, hoy ny Papa François, nandritra ny katesizy ny alarobia 23 marsa 2022...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...