Mbola malala ny tsena ho an'ny lalam-pihariana tantely hoy ny réseau Soa. Mbola tsy ampy betsaka ny vokatra tantely tsara kalitao, raha ny eto Madagasikara ka manentana ny tantsaha hiantsehatra amin'izany ny ao amin'ny Gasy Miel. Afaka manomboka amin'ny renivola 30.000Ar ny olona te hisehatra amin'ity fihariana ity, mila ezaka ny fanombohana fa ny fanohizana azy dia miandalana ary mora. Sehatra azo hivelarana ny varotra iraisam-pirenena satria mahatratra 30 - 40 taonina isan-taona ny vokatra tantely haondran'i Madagasikara any ivelany....

[Miara-dàlana] Alatsinainy 2 nôvambra 2026

• Volana nôvambra, fotoana anentanan'ny Eglizy ny fahatsiarovana sy ny fitondrana am-bavaka ireo efa nodimandry… • Tonga eto Madagasikara tamin'ny sabotsy 31 ôktôbra 2026, ny Lehiben'ny Fikambanana Ordre des Carmes Déchaux maneran-tany… • Antso iombonana ny fahamasinana fa tsy tombony ho an'ny olona tsirairay manokana, io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...