Ny fahavanonana no ahafahana mitrandraka ny talenta sy ny safidy nomen'Andriamanitra an'ny tsirairay, hatafita amin'ny fiainana. Fandaharana "mba ho vanona", iarahana amin'i Jeneraly Désiré Philippe Ramakavelo.
♦ Manentana ny kristianina rehetra himbom-bavaka amin'ny Papa François, amin'ny 25 marsa 2022, i Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara... ♦ Hitarika ny fotoam-bavaka hanokanana an'i Russie sy i Ukraine amin'ny Fo Madion'i Maria, ao amin'ny EKAR Masindahy François-Xavier Antanimena, amin'ny 25 marsa 2022, i Mgr Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Namoaka "Constitution Apostolique" vaovao : "Praedicate Evangelium", ho fanavaozana ny drafitry ny Curie Romaine ny Papa François...
♦ Nanentana ny Eveka rehetra maneran-tany ny Papa François, mba hiombom-bavaka ho an'ny fiadanana sy ny fandriampahalemana, ny 25 marsa 2022, fankalazana manetriketrika ny Filazan'ny Anjely... ♦ Nomarihana tao Port-Bergé ny faha-70 tao nahatongavan'ny Sœurs Sacré-Cœur de Jésus et de Marie, teto Madagasikara... ♦ Nitafa tamin'ny Papa François tamin'ny alalan'ny visioconférence ny Patriarkan'i Moscou...
Aoka mba hiainantsika tokoa izany fahavanonana izany, ary hitondra am-bavaka mba hiverenan'ny fandriam-pahalemana, indindra isika Malagasy aty amin'ny ranomasimbe Indiana, ranomasin'ny fandriam-pahalemana. Fandaharana "mba ho vanona", iarahana amin'i Jeneraly Désiré Philippe Ramakavelo.
• Nankalazaina ny alahady 5 jolay 2026 ny Andron'ny Diosezin'i Mananjary... •Notanterahina nandritra ny telo andro tamin'ny herinandro lasa teo ny Antenimieran'ny tanora tao amin'ny Diosezin'i Port-Bergé... •Maniry ny hisian'ny fifampiresahana amin'ireo andrim-panjakana any Panama ny Fivondronamben'ny Eveka any an-toerana...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco