Alahady 29 novambra 2026. Alahady Voalohany amin'ny Fiaviana : Tongava, ry Tompo Tsara fo! - Miambena, fa tsy fantatrareo izay hiavian'ny tompon-trano. Ny "Fiaviana" dia fotoana hiomanana hakalazana ny nahatongavan'ny zanak'Andriamanitra ho olombelona, sady hamelomana indray ny fanantenantsika ny amin'ny fiverenany indray, amim-boninahitra. Ny "Fiaviana" dia manampy antsika hampitodika indray ny fiainantsika amin'Andriamanitra, ka hampiasantsika ny fotoana hanasoavana ny hafa..

[Miara-dàlana] Zoma 27 novambra 2026

• Nankalazaina omaly ny faha-23 taonan'ny Radio Fanasina ao amin'ny Diosezin'i Morondava… • Nanentana ny mpino hampanjaka ny fiadanana sy fandriampahalemana ny Ray masina, nandritra ny Audience générale ny 25 novambra 2026… • Any Burkina Faso, mirotsaka amin'ny fiarovana ny fahamendrehan'ny vehivavy ny Eglizy…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...