Ny Salamo dia mampiseho fa efa eo ambany fiahian'Andriamanitra hatrany am-piandohana ny olona : "Ianao no namorona ny voako ; nanenona ahy tao an-kibon-dreniko Ianao" ; teny manambara fa manomboka manana lanja ny olona rehefa teraka na rehefa afaka mamokatra fa efa fantatr'Andriamanitra sy tiany hatrany am-bohokoa... Katesizy momba ny foto-pampianaran'ny Eglizy " Ny hasin'ny aina - Fikasan'Andriamanitra ", iarahana amin'i Avotriniaina Nicholson, Teôlôjiana môralista.