Ny famoronana ny olombelona dia aseho amin'ny fomba manokana : Noharian'Andriamanitra araka ny endriny ny olona : araka ny endrik'Andriamanitra no nahariany azy ; lahy sy vavy no nahariany azy. Ny olona dia avy amin'ny vovoka ka marefo, nefa mandray fofon'aina avy amin'Andriamanitra ka manana hasina... Katesizy momba ny foto-pampianaran'ny Eglizy " Ny hasin'ny aina - Fikasan'Andriamanitra ", iarahana amin'i Avotriniaina Nicholson, Teôlôjiana môralista.