I Jesoa dia mivavaka no sady mampianatra hivavaka ; araka izay voalza ao amin'ny Matio 9-13 koa mivavaha toy izao ianareo : Rainay any an-danitra". Mivavaka izy araka ny Lioka 6,12 : "Ary tamini'zany andro izany, dia lasa tany an-tendrombohitra izy mba hivavaka, ka nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina". Vavaka tsara indrindra no vavaka nampianarin'i Jesoa... Katesizy momba ny Eglizy reny mpampianatra mivavaka, iarahana amin'i P. Wagner Randriamampandry.