Mandray ny fahasoavan’Andriamanitra izay vita Batemy, ka tonga zanak’Andriamanitra sy voahary vaovao. Ny fanalàna amin’ny ota sy ny fahateraham-baovao ao amin’ny Fanahy masina noho izany no vokatra roa lehibe azo avy amin’ny Batemy.
Fandalinam-pinoana momba ny Batemy iarahana amin’i P Randriamanamahenina Robert Marie, Mpampianatra momba ny litorjia ao amin'ny Grand Séminaire de Théologie, Faliarivo, Antananarivo