Ara-tantara ny “Andriana” dia olona avy any ivelany ka na, olona tsy te ho resy an'ady izy ireny nitsoaka, na olona tsy nahavita nanefa trosa, na olona tsy haloa hetra. Ny “Andriana” dia olona manana fahendrena, fahamendrehana, manaiky sy mankatoa ny vahoaka ary manana fahaiza-miaina. Ny fanjakana andriana dia fanjakana arindra ka ny zoky no mandimby fanjakana mialoha ny zandry, etsy ankilany dia ny ray aman-dreniny no manendry izay hitondra ny fanjakana, ohatra ny tamin'ny andron'Andriamanelo izay nitondra mialoha satria zokiny...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 2 nôvambra 2026

• Volana nôvambra, fotoana anentanan'ny Eglizy ny fahatsiarovana sy ny fitondrana am-bavaka ireo efa nodimandry… • Tonga eto Madagasikara tamin'ny sabotsy 31 ôktôbra 2026, ny Lehiben'ny Fikambanana Ordre des Carmes Déchaux maneran-tany… • Antso iombonana ny fahamasinana fa tsy tombony ho an'ny olona tsirairay manokana, io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...