♦ Tsy azo ekena intsony ny fisian'ny tsy maty manota. Handray fepetra hentitra ho an'ireo miaramila mandika lalàna ka mamafy herisetra eny anivon'ny fiaraha-monina ny ministeran'ny fiarovam-pirenena... ♦ Mitaky ny hanamafisana ny lalàna hiarovana ny zon'ny ankizy ireo solontenany isam-paritra, nandritra ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy... ♦ Miantso ny Loholon'i Madagasikara hihaino ny hevitry ny olom-pirenena tsotra ny vondron'ny fiaraha-monim-pirenena momba ny LFI 2022...