♦ Misandrahaka amin'ny lafiny maro ny fiaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy chine, tontosa omaly ny lanonana nokarakarain'ny vondron'ny fifankatiavan'ny Parlemantera Sinoa sy Malagasy... ♦ Heverina hiantoka ny 20-25% ny PIB eto amintsika ny tetik'asan'ny MICC, antsoina hoe " Taniketsa indostrialy" hatrany amin'ny taona 2025... ♦ Nitohy omaly ny adihevitra momba ny volavolan-dalàna LFI 2022, ary ny talata 23 novambra no hodinihina amin'ny fivoriambe eo anivon'ny AN...