♦ Mbola tsy voafaritra na ny lisi-pifidianana nofaranana ny 15 mey teo, na ny lisi-pifidianana teo aloha no hampiasaina amin'ireo fifidianana kaominaly haverina sy ireo kaominina mboa tsy nahavita izany, araka ny nambaran'ny Filoha lefitry ny CENI avy eto amin'ny Faritanin'Antananarivo... ♦ Tsy marina ny vaovao navoakan'ny France 24 izay milaza fa nahatratra telopolo ireo olona matin'ny kere any amin'ny Faritra Androy, hoy ny Governora Soja Lahimaro...

[Miara-dàlana] Zoma 17 oktobra 2025

• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...