♦ Tsy manankery amin'ny lisi-pifidianana ho ampiasaina amin'ny faha 11 desambra izao, ireo didy mivoaka eny amin'ny fitsarana misahana ny ady amin'ny fanjakana... ♦ Tena mbola sarotra ny fifehezana ny kere any atsimon'ny nosy, noho ny fisian'ny rivotra miaraka amin'ny fasika... ♦ Nahita vaksiny vaovao iadiana amin'ny Covid-19  ny laboratoara amerikàna sy ny alemà...

0 : 00

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...