♦ Miparitaka haingana eto an-drenivohitra ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Nitombo iray indray ny Laboratoire ahafahana mitily ny olona mitondra ny Coronavirus eto Madagasikara. Notokanana androany ny LA2M eny Androhibe... ♦ Nitatitra ny zava-bitan'ny Governemanta nanoloana ny Loholona ny Praiministra Ntsay Christian...