♦ Andrasana ny valin'ny fanamarinana fanindroany ny fitiliana ireo olona 35 voalaza fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus omaly... ♦ Tsy maintsy atao hy fanadihadiana anatiny miaraka amin'ny manam-pahaizana manokana na ny virologue ao amin'ny Institut Pasteur... ♦ Mitaky fanazavana avy amin'ireo Kaompania mpandraharaha momba ny solika ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa RNPC...