♦ Natomboka tamin'ny fomba ôfisialy, omaly, ny taom-pianarana 2026-2027 ho an'ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak'asa. Natolotra nandritra izany koa ny fifanarahana arak'asa ho an'ireo mpiasa vao noraisina ho mpiasam-panjakàna... ♦ Nifanaraka ny firaisamonim-pirenena fa tokony samy handinin-tena sy hametraka paik'ady ary hanolotra hevitra vaovao izy ireo. Voarakitra anaty boky fotsy ny vokatry ny fihaonana Havoria... ♦ Nanombona ny fanajàna ny zon'ny voafonja tsy mbola voatsara tamin'ny alalan'ny atrik'asa ny ACAT Madagasikara. Nihatsara ny tatitry ny zon'ireo voafonja...