• Nametraka fitoriana teny amin'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana, hanafoanana ny fanonganana azy ireo, izay volaza fa tsy manaraka ny Lalam-panorenana, ny mpikambana tao amin'ny Birao maharitra teo aloha miisa efatra… • Naneho ny ahiahiny ny vondrona Ampefiloha, fa ho very momoka ny tolom-bahoaka tamin'ny taon-dasa, raha ny zava-miseho eny amin'ny Antenimieram-pirenena… • Manatsara hatrany ny fitantanam-bolam-panjakana ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Tetibola. Nisy ny atrikasa nanaovana tombana momba izany…

[Miara-dàlana] Zoma 27 novambra 2026

• Nankalazaina omaly ny faha-23 taonan'ny Radio Fanasina ao amin'ny Diosezin'i Morondava… • Nanentana ny mpino hampanjaka ny fiadanana sy fandriampahalemana ny Ray masina, nandritra ny Audience générale ny 25 novambra 2026… • Any Burkina Faso, mirotsaka amin'ny fiarovana ny fahamendrehan'ny vehivavy ny Eglizy…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...