• Mihamafana ny fitadiavana ny marina eny Anosy amin'izao andro fahatelo amin'ny fotoam-pitsarana ny raharaha “Tsingerin-taona mainty” teny Ambohimalaza … • Miditra amin'ny andiany faha-22 ankehitriny ny fanamarihan'ny Oratorio Don Bosco ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Ankizy… • Ambana goavana mahazo ny tanety sy ny kianja eto Madagasikara ny resaka doro tanety. Endri-tany eo amin'ny 4.000.000 ha eo ankehitriny no simba ka mila fanarenana…