• Mbola mitohy anio zoma ny fotoam-pitsarana ilay fankalazana tsingerin-taona nitarika fahafatesana teny Ambohimalaza. Voatery nahemotra izany omaly noho ny savorovoro nitranga tao amin'ny efitrano fitsarana… • Nampanantsoin'ny Filohan'ny Fanavaozana noho ny fahataran'ny fanombohan'ny fikaonandoham-pirenena, ireo tompon'andraikitra voakasik'izany, omaly… • Hanatanteraka hetsika amin'ny toerana mbola tsy voafaritra, ireo Malagasy mpitia kitra rahampitso, taorian'ny faharesena misesey azon'ny ekipam-pirenena…