• Nitohy tamin'ny fihainoana ireo vavolombelona, androany, ny fotoam-pitsarana ny raharaha Ambohimalaza. Niato kely ny hariva teo, noho ny savorovoro nisy tao amin'ny efitrano fitsarana… • Nampiantsoina teny Iavoloha, androany, ireo voakasika amin'ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena, manoloana ny fahataran'ny fanombohan'izany… • Hanao hetsika fanairana ireo mpitia kitra, hanehoan'izy ireo fa marary ny tontolon'ny baolina kitra eto Madagasikara. Anjakan'ny kitranoantrano sy ny tsy fahaiza-mitantana ity taranja ity, hoy izy ireo…