♦ Nanamafy ny fitakiana hisian'ny dinika pôlitika mialohan'ny fikaonandoham-pirenena ny Vovonana Miaro ny Fanovàna miatrika ny Repôblika Vaovao (VMFR). Lasa miazakazaka mankany amin'ny fifidianana ny zava-misy hoy izy ireo nandritry ny fanambaràna... ♦ Hotanterahana ny 18 hatramin'ny 20 novambra izao ny ivon'ny fankalazana ny faha-60 taonan'ny kaomiseran'ny varotra sy ny fifaninana eto Madagasikara, hosantarina amin'ny varavarana misokatra eny Analakely... ♦ Niabo ny vokatra azo nandritry ny fifanankalozan-kevitra nataon'ireo vondron'ny tantsaha aty amin'ny ranomasimbe indiana nandritry ny 3 andro...