♦ Vahaolana tsy maharitra ny fisalovanan'ny fitondrana foibe ny fitantanana any amin'ny ambaratonga samihafa. Tokony samy hahatsiaro tena ho tompon'ny fananana iombonana sy handray andraikitra amin'ny fiarovana azy ny isam-batan'olona. Mitaky ny hanajàna ny hasin'ny olombelona sy hanandratana ny maha-Malagasy ihany koa ny Eveka, tamin'ny alalan'ny hafatra navoaka omaly... ♦ Nanomboka omaly hatramin'ny rahampitso ny fihaonamben'ny Pretra Diôseziana manerana an'i Madagasikara, tanterahana any Antsirabe... ♦ Mandalo fahasahiranana avokoa ny mpamboly ORGE eto Madagasikara...