• Haroso hodinihin'ny Solombavam-bahoka, amin'izao fivoriana ara-potoana faharoan'ny Antenimieram-pirenena izao, ny volavolan-dalana hifehy ny fitsapankevi-bahoaka momba ny Lalam-panorenana… • Nosokafana androany, tamin'ny alalan'ny fampirantiana teny amin'ny ORTM Anosy, ny ivon'ny fankalazana ny faha-160 taonan'ny Gazety Malagasy… • An-dalana ny fividianana vata mihary herinaratra hanampy amin'ny fampiakarana ny vokatry ny famatsiana herinaratra ao Toamasina. Mitohy ny famatsiana herinaratra na eo aza ny fanapahana ny fifanarahana tamin'ny orinasa ENELEC…