♦ Lasa mirona mankany amin'ny fikarakarana fifidianana ny fitondrana fa tsy ny fanavaozana hoy ny Diovy i Madagasikara. Nambaran'ny avy amin'ity vovonana pôlitika ity tsy izany no vahaolana... ♦ Hiverina ny fampiharana ny fanitsiana ny vidin-tsolika amin'ny fiandohan'ny taona 2027. Efa miomana amin'ny fiakaram-bidin'ny solika ny fitondram-panjakana hoy ny Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola... ♦ Hanao hetsika ho fiaraha-mientana, noho ilay lozam-pifamoivoizana namono ankizy mpianatra miisa 2, omaly, ny mponin'i Itaosy? Hisy ny diabe firaisan-kina sy fanohanana ny fianakavian'ireo zaza namoy ny ainy...