♦ Tsy maintsy vitaina amin'ny taona ho avy io ny fitsapan-kevi-bahoaka hoy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika omaly tetsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Tombanana hiakatra 5,1% ny fisondrotry ny harin-karena faobe eto Madagasikara amin'ny taona 2027, raha ny voafaritry ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakana 2027. Efa tonga eny Tsimbazaza izany... ♦ Zaza miisa 2 no namoy ny ainy, voahitsaky ny fiarabe nitondra simenitra efa ho 20 taonina teny Itaosy, omaly tolakandro teo. Olona 6 hafa naratra, vokatr'izany... ♦ Niova tampoka ny filoha mitantana any Uruguay, taorian'ny fanonganan'ny Parlemanta ny filoham-pirenena amperinasa...