♦ Noraisin'ny Fanjakana tamin'ny alalan'ny "réquisition" ny toby famokarana herinaratra ENELEC izay an'ny Groupe Filatex any Toamasina faharoa... ♦ Nodimandry ny Minisitry ny Fitsaràna sy Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana teo aloha Jacques Randrianasolo... ♦ Mety hisy fihemorany ny fahavitan'ny fikaonandoham-pirenena, raha ny zava-misy hatramin'izao hoy ny antoko MFM... ♦ Nampanantena valisoa ho an'ireo izay manome vaovao momba ny angovo nokleary any Iran ry zareo amerikana...